Entry (1/2) | 1 tandroka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Zavatra mafimafy toy ny taolana mipoitra eo an-dohan' ny biby sasantsasany toy ny omby, ny osy,... ka ataony fiadiana sy hiarovany tena amin' ny fahavalony [1.1] |
Explanations in English |
4 a horn [1.7] |
Explanations in French |
5 corne [1.8, 1.13] 6 Cornes des animaux 7 Pour les plantes, fruits ayant la forme de cornes : double follicule de nombreuses Apocynaceae 8 En médecine populaire : nom des ventouses, parce qu'on faisait à l'origine, les ventouses avec la corne évidée d'un boeuf, percée à son sommet. [1.196] |
Examples |
9 Ny trano kotona dia avo loka, be sakana, lava tandroka. [1.437#] |
Vocabulary |
10 Zoology: (in general) |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Toponyms |
|
Tables and plates |
37 Shapes of Cattle Horns |
Article |
38 Randzavola: tandroka ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/2) | 39 tandroka |
Part of speech | 40 noun |
Explanations in Malagasy |
41 Olona ambony ara-pahaizana na ara-pahefana ka miahy sy miaro ny vahoaka ary mitsangana ho voninahiny: Ianareo foloalindahy no tandroky ny firenena [1.1] |
Examples |
42 Ny faherezana hitondra fanjakana no tandroka. [2.48] |
Anagrams | 43 tandroka, tondraka |
Updated on 2024/01/18 |