<- -> |
[King James Bible] Deuteronomy |
[Baiboly 1865] Fifanekena na Detoronomia |
[Baiboly Katolika] Fifanekena na Detoronomy |
[Bible de Jérusalem] Le Deutéronome |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Deo / Dt 12:10 | But when ye go over |
Fa rehefa tafita an' i Jordana ianareo ka monina any amin' ny tany izay omen' i Jehovah Andriamanitrareo anareo holovana, ary homeny fitsaharan' ady amin' ny fahavalonareo rehetra manodidina ianareo ka mandry fahizay, | Fa hita an' i Jordany hianareo, ka honina any amin' ny tany omen' ny Tompo Andriamanitrareo ho lovanareo, dia homeny fitsaharana hianareo, tsy hohelingelenin' ny fahavalo manodidina anareo, ka handry fahizay. | Vous allez passer le |