<- -> |
[King James Bible] Deuteronomy |
[Baiboly 1865] Fifanekena na Detoronomia |
[Baiboly Katolika] Fifanekena na Detoronomy |
[Bible de Jérusalem] Le Deutéronome |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Deo / Dt 1:1 | These be the words which |
IZAO no teny izay nolazain' i Mosesy tamin' ny Isiraely rehetra tany an-dafin' i Jordana, tany an-efitra, dia tany amin' ny tani-hay tandrifin' i Sofa, tanelanelan' i Parana sy Tofela sy Labana sy Hazerota ary Dizahaba. | Izao no teny nataon' i Moizy tamin' ny zanak' Israely rehetra tany an-dafin' i Jordany tany an' efitra, tany Arabaha, tandrifin' i Sofa, anelanelan' i Faràna, Tofela, Labana, Haserota sy Di-Zahaba. | Voici les paroles que |