|
|
|
|

Entry (1/2)1  manelatra
Root  2  helatra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mandefa tselatra; mamirapiratra
Explanations in English  5  [1.2] to lighten, to flash; fig. angry, hasty in temper.
6  [1.7] to flash, to gleam brightly
Explanations in French  7  [1.8] briller, miroiter; faire des éclairs
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
Analogs  11  manelatrelatra, manjelanjelatra, mangirangirana, mamirapiratra, mitselatra, mahajemby, mahajambena, manjelatra, mihalontralona, manjopelaka, manjopiaka, mamono maso, tomaratra, tomaratara, mangoratsaka, mipendrampendrana, mitarataratra, mangiaka

Entry (2/2)12  mañelatra
Part of speech  13  active verb
Explanations in Malagasy  14  [1.78] [Sihanaka] mamono maso rehefa tarafin'ny masoandro

Anagrams  15  mañelatra, manelatra, namelatra

Updated on 2023/01/20