|
|
|
|

Entry 1  manjopiaka
Root  2 jopiaka
Part of speech  3  adjective
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 (hazavana) mamiratra mamono maso mila tsy ho azo jerena: Manjopiaka ireo vakana ireo
8 (maso) Jambena: Manjopiaka ny maso raha mijery masoandro [1.1#465]
9 Manjelatra miserana: Mba fotsy manjopiaka itỳ rahona avy itỳ! [1.1#628]
Explanations in English  10 to shine, to be brilliant; to be dazzled (of the eyes) [1.7]
Explanations in French  11 briller, être éblouissant; être ébloui [1.8]
Examples  12  tany mazefatra sy milondolondo, noho ny bongo mitomandavana sy vorivory loha, noho ny ahimaitso mivoaly mainty midadasika, noho ny hazo midoroboka bontolontolo, - amin' ny kintana arivoarivo manjopiaka, moa va tsy enton' ny alina te-handravaka ny lanitra. [2.470#]
Synonyms  13 manjopelaka, manjopelana
Combinations  14  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word manjopiaka

Updated on 2026/04/22