Entry mamirapiratra (firapiratra (firatra))
Part of speech active verb
Explanations in English To gleam, shine [1.7]
Explanations in French Briller [1.3]
 Luire, étinceler [1.3, 1.8]
Examples 
1Ao tompoko misy zava-tsoa, mamirapiratra. [2.606]
2Kintana mena mamirapiratra no manaraka io; [1.353]
3Mitafy ny mamirapiratra, misalotra ny fanamiany. [2.928]
Morphology 
Present : mamirapiratra
Past : namirapiratra
Future : hamirapiratra
Synonyms mamiratra
Titles Ilay Kintana mamirapiratra (Rajohanesa Philippe)
Proverbs 

Updated on 2023/08/12