|
|
|
|

Entry 1  mipendrampendrana
Root  2 pendrampendrana
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 (kintana) Mandefa hazavana toa mipararetra: Variana nijery ny kintana nipendrampendrana tao anatin' ny haizin' ny alina izy
8 (olona) Heby maso, mipipy maso noho ny hazavana mahajemby [1.1]
9 Mihetsiketsika noho ny taratry ny hazavana [2.285#270]
10 olona heby maso tsy mahajery tsara azon'ny hazavana mahajemby [2.313#59]
Explanations in English  11 to be flickering, to be dazzling, to be glaring [1.2]
12 to blink, to be dazzled [1.7]
Explanations in French  13 clignoter [1.3#482, 1.8]
14 être ébloui [1.3#482, 1.8]
15 vaciller, comme la flamme d'une bougie [1.3#482]
16 papilloter (lumière) [1.8]
Examples  17  Ny tsingenangena, na mipendrampendrana manjamanja dia ny mena. [2.606#106]
18  Fa baliaka dia baliaka, mipendrampendrana aok'izany, toa manantsika , sariaka, saingy lavitra ny tany. [1.250]

Updated on 2026/04/20