Entry (1/3) | 1 jono |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fandosirana mangingina (ny olona iasana na ny havana) |
Other spellings | 4 jony |
Entry (2/3) | 5 jono |
Part of speech | 6 noun |
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Hanina atao amin' ny fintana hamandrihana hazandrano Zavatra entina mitarika biby na olona mbahiditra amin' ny toerana tiana hahazoana azy: Ny boky ratsy no jono entin' ny sasany hamerezana ny tanora Vokatry ny fakana biby na olona amin' ny famandrihana azy: Inona no jono azonareo? Fitarihana na famandrihana biby na olona mba hahazoana azy: Atsaharo ny jono ny fanahin' ny ankizy madinika Misy hevitra iraisana: tonta, vovo, harato, fintana, firombaka, tandroho, vela-pandrika, koromby, lontsomaka 8 [1.13] asa fitrandrahana hazandrano |
Explanations in English |
9 [1.7] fish-bait |
Explanations in French |
10 [1.8] appât 11 [1.13] pêche |
Derivatives |
|
Analogs | 17 fandrika, fanangolena, fanojikojena, longoa mitoto-bozaka, fitaka |
Proverbs | 18 Proverbs containing the word jono |
Entry (3/3) | 19 jono |
Part of speech | 20 noun |
Explanations in Malagasy |
21 [1.78] [Tanala]
karazan-trondro monina amin'ny ranomamy izay tsy hita loatra ao 22 [1.1] [Bara] Karazan-kazandrano madinika, boribory lavalava, mena ny tendrondrambony |
Vocabulary |
23 Zoology: fishes |
Anagrams | 24 |
Updated on 2025/01/21 |