Entry tonta
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fandrika ahazoana voalavo na totozy: Tontam-boalavo [1.1]
Explanations in English A trap [1.7]
Explanations in French Piège [1.8]
Derivatives 
 
Compound words 

Entry tonta
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ankilany, andaniny: Samy nosazin' ny mpitsara izy roa tonta [1.1]
Explanations in English One side of a quarrel [1.7]
Compound words 

Entry tonta
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanjerana zavatra atao miavovona
Vono atao amin' ny fively na torabato
Famindrana soratra amin' ny taratasy amin' ny alalan' ny lohavy izay ampidirina anaty lasitra ka terena hipetaka sy hiraikitra amin' ny taratasy; fanaovana biriky amin' ny fampidirana tanimanga ao anaty lasitra
Fanaovana antontany, fampifanongoavana [1.1]
Derivatives 
 
Compound words 

Entry tonta
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tambahoaka] Valamparihy [1.78]

Entry tonta
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Enti-milaza zavatra tsy vao intsony, efa simba
Mitovy hevitra: antitra ~ efa navalona ~ ela nanaovana ~ ela niasana ~ lany andro ~ lany mondro ~ maintimolaly ~ mandalambitsika ~ rombina ~ rovitra ~ simba ~ taloha ~ tranainy [1.1]
Explanations in French Vieux, usé, détérioré [1.8]
Compound words 
Titles Kabary Malagasy tsy tontan' ny ela (Rainitovo)

Updated on 2023/07/31