Entry (1/2) | 1 harato |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Tools |
Explanations in Malagasy |
4 Tady na tariby voatenona makarakarasy misy masomasony atao fakana hazandrano na fefy [1.1] |
Explanations in English |
5 A net, net-work, a fishing net. [1.2] 6 A fishnet [1.7] |
Explanations in French |
7 Filet à mailles, réseau, treillis, grille, grillage, tout ce qui est tissé ou tressé en forme de grille [1.3] 8 Appareil, bandage pour les membres fracturés [1.3] 9 Filet de pêche [1.8] |
Examples |
10 Talohan' izao, dia noheveriko ho harato no ahazoana ireny trondron-dranomasina izaitratra amidy eny an-tsena ireny. [2.471] |
Derivatives |
|
Other spellings | 15 arato |
Proverbs | 16 Proverbs containing the word harato |
Article |
17 Randzavola: harato ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/2) | 18 harato (haratra) |
Part of speech | 19 imperative of passive verb harasana |
Other spellings | 20 haraso |
Tables and plates |
21 All the passive imperatives |
Anagrams | 22 ahotra, haotra, harato, hoatra, ohatra, taharo |
Updated on 2022/07/30 |