|
|
|
|

Entry1  fokontany
Elementary words  2  foko, tany
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.78] [Taisaka] fizaran-tany amin'ny kantao
5  [1.1] Fizaran-tany kely indrindra ary sampana fototra amin' ny fitondrana itsinjaram-pahefana; ny mponina ao amin' ny fokontany no mitambatra ho fokonolona
Explanations in French  6  [1.82] [Taisaka] les gens du clan
Examples  7  Mihamahazo vahana kosa eo anatrehan' izany ny Filohan' ny fokontany. [2.606#]
8  manokana vola isan-taona hoentina mampihodina ny fokontany rehetra ny Kaominina. [4.27#]
Vocabulary  9  Politique
Analogs  10  faritany, fivondronana, firaisana
Compound words 
Quotes  13  Texts mentioning fokontany

Anagrams  14  finantoko, fokontany, nafontiko

Updated on 2023/12/08