Entry (1/2) | 1 firaisana |
Root | 2 iray |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in English |
4 union; agreement [1.7] |
Explanations in French |
5 union; accord [1.8] 6 rapport sexuel, accouplement [1.13] |
Examples |
7 Ho amin' ny firaisana no nahatongavany. [2.356#] 8 Nampianatra ny firaisana sy fifankatiavana ny mpampianatra. [2.332#] |
Compound words |
|
Titles |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word firaisana |
Entry (2/2) | 12 firaisana |
Root | 13 iray |
Part of speech | 14 noun |
Vocabulary |
15 Politique |
Explanations in Malagasy |
16 Fitambaran' ny fokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan' ny Lehiben' ny firaisam-pokontany ary ao anatin' ny Fivondronam-pokontany [1.1] |
Synonyms | 17 firaisam-pokontany |
Anagrams | 18 firaisana, fisariana |
Updated on 2023/09/09 |