Entry | 1 faritany |
Elementary words | 2 faritra, tany |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Faritra lehibe ao anatin' ny tany iray, manantoetra sy fomba manokana, toy ny toetr' andro sy vokatra,..: Ny faritanin' i Boina 5 Fizaran-tany lehibe indrindra ara-pitondrana, izay natao hoe Provansy teo aloha, mizarazara ho fivondronana: Ny faritanin' i Toilary no lehibe indrindra amin' ny faritany enina eto amin' ny Nosy [1.1] |
Explanations in English |
6 (fari-tany) A boundary, a landmark. [1.2] 7 a certain territory or region [1.7] |
Explanations in French |
8 territoire, région [1.8] |
Examples |
9 Mpianakavy ny mpanjaka tamin' ireo faritany telo ireo. [2.113#] 10 Nitety faritany eran' Antsihanaka ny mpampiely hevitra. [2.472#] 11 Tsy mitovy isa ny mponina amin' ny faritany tsirairay. [2.332#] |
Vocabulary |
12 Geography: (in general) |
Compound words |
|
Hyponyms |
|
Tables and plates |
21 The six provinces |
Anagrams | 22 atrifany, faritany, fatraiñy, finaitra, fitarany, ifaritan, irifatan, itrifana, nafitray, niafitra, nifarita, nirifata, rifatina, tafariny, tarafiny, tarifina |
Updated on 2024/09/04 |