|
|
|
|

Entry (1/4)1  ambony
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-milaza toerana mifanaingina: Efa eo ambonin' ny toko ny vilany
Enti-milaza toerana mihoatra fa mifanitsy: Mandeha any ambony lohantsika ny zanabolana
Explanations in English  4  [1.2] Above, over, higher in rank. The opposite to ambany
5  [1.7] above, up
ambònin'ny ... : above ...
Explanations in French  6  [1.8] en haut, au-dessus
ambònin' ny ... : au-dessus de ...
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Passive verbs :
9  Relative verbs :
10  Names :
Antonyms  11  ambany
Compound words 
Phytonyms 
Toponyms 
Titles  56  Ilay fitsara ambony (Razakarivony Arthur)

Entry (2/4)57  ambony
Part of speech  58  adjective
Explanations in Malagasy  59  [1.1] Amin' ny toerana avoavo kokoa miolotra amin' ny hafa: Any amin' ny rihana ambony izy no mipetraka
Mihoatra amin' ny fahavo, amin' ny laharana: Ny jeneraly dia ambony noho ny kolonely. / Ambony fahaizana izy
Fotoana ho avy: Hosoloako vao itỳ fiarako itỳ amin' ny taona ambony.
Enti-milaza toerana avo: Mikendre ambony lalandava
Derivatives 
60  Adjectives :
Compound words 
Toponyms 

Entry (3/4)65  ambony
Part of speech  66  noun
Explanations in Malagasy  67  [1.78] [Sihanaka] atsinanana
Explanations in English  68  [1.2] [Provincial] The east
Vocabulary  69  Space

Entry (4/4)70  ambony
Part of speech  71  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  72  [1.78] [Taisaka] indray
Synonyms  73  ambola

Anagrams  74  abonim, ambino, amboni, ambony, anomby, imbona, iomban, manibo, mañoby, mboany, miboña, namboy, naombi, niomba, nombai, ombain, ombany

Updated on 2023/06/13