Entry | 1 manaiky ambony ihany |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 Manaiky izay lazaina aminy, tsy ampiheverana fa an-jamba fotsiny [1.1] |
Explanations in English |
4 To agree readily to anything without consideration. [1.2] |
Synonyms | 5 manaiky be, manaiky befahatany |
Elementary words | 6 manaiky, ambony, ihany |
Updated on 2023/09/21 |