Entry |
ambany
|
Part of speech | adverb
|
Explanations in Malagasy | Iva toerana: Ambany kokoa ny tany amoron-tsiraka noho ny ampovoan-tany Tsy mihaja, mahamenatra, mahafabaraka:
Ambany saina. / Manana toetra ambany io zazalahy io Amin'ny toerana akaikin'ny tany na iva: Mipetraha ianao eo ambany fa ny minao aoka ho eo ambony. Enti-milaza toerana tsindrian'ny...:
Misy vola ao ambany ondana ao Toerana tataovan'ny: Miery ao ambany latabatra ny saka Latsaka noho: Ambaniko izy tamin'ny fanadinana [1.1]
|
Explanations in English | Under [1.7]
|
Explanations in French | En bas, au dessous [1.8]
|
Derivatives |
|
Antonyms |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
|
Entry |
ambany
|
Part of speech | preposition
|
Explanations in English | Down [1.2, 1.7]
|
| [root vany.] Under, beneath, below [1.2]
|
Explanations in French | Sous, bas [1.8]
|
Vocabulary |
Compound words |
|
|
Entry |
ambany
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Sihanaka]
Andrefana [1.78]
|
Explanations in English | [Provincial]
The west [1.2]
|
Vocabulary |
|