Entry ambonimbary (ambony, vary)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Anana tsy mitango apetraka eny ambonin' ny vary ao am-bilany, ilay efa madiva ho ritra iny ny vary, ka ny etona fotsiny no manamasaka azy eo [1.1]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31