Entry |
dimy
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Efatra ampiana iray: Dimy ny rantsan' ny tanana anila [1.1]
|
Explanations in English | [Found in numerous Mal. Arch. And Polyn. languages as lima and rima] [Provincial]
limy is used in the provinces
[1.2]
|
| Five [1.2, 1.7]
|
Explanations in French | Cinq [1.3, 1.5, 1.8]
|
International symbols | 5
V
[3.1]
|
Examples |
1 | Hitany tao koa i Katy sy ny vadiny ary ny zanany dimy mianadahy.
[2.470]
|
2 | Voalaza anefa fa afaka efatra na dimy volana vao hiverina io sambo io, ka voatery nikaro-kevitra tamin' ny sambo hafa aho.
[2.471]
|
|
Vocabulary |
Derivatives |
|
Synonyms | |
Compound words |
|
Toponyms |
|
Tables and plates |
|
Proverbs |
Article |
|