|
|
|
|

Entry1  dimy
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
8  Adverbs :
Vocabulary  9  Mathematics: arithmetic
Explanations in Malagasy  10  Efatra ampiana iray: Dimy ny rantsan' ny tanana anila [1.1]
Explanations in English  11  [Found in numerous Mal. Arch. And Polyn. languages as lima and rima]
12  limy is used in the provinces [Provincial] [1.2]
13  five [1.2, 1.7]
Explanations in French  14  cinq [1.3, 1.5, 1.8]
International  15  5
16  V [3.1]
Examples  17  Hitany tao koa i Katy sy ny vadiny ary ny zanany dimy mianadahy. [2.470]
18  Voalaza anefa fa afaka efatra na dimy volana vao hiverina io sambo io, ka voatery nikaro-kevitra tamin' ny sambo hafa aho. [2.471]
Synonyms  19  limy
Compound words 
Toponyms 
Proverbs  25  Proverbs containing the word dimy
Tables and plates  26  The Numbers
27  Addition
28  Multiplication
Article  29  Andriamihaja: Fanisana vaovao

Anagrams  30  dimy, midy

Updated on 2024/10/03