Entry | 1 tsidimidimy |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] mandeha isan-tokony dimy avy |
Explanations in French |
4 [3.1] cinq à cinq |
Examples |
5 [1.357#] Amy ny monokotiledona kosa dia milahatra tsitelotelo ireo, fa tsy tsidimidimy tahaka ny any ny dikotiledona. |
Root | 6 dimy |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |