Entry | telo noho dimy | |
Elementary words | telo ; noho ; dimy | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Teny fampiasa amin' ny fanorona raha vato dimy sisa ny ankilany ary telo ny andaniny; matetika tsy misy mahafaty ny mpilalao amin' ny tahaka izany raha samy mahay [1.1] | |
Explanations in French | Terme de fanorona : trois contre cinq, trois pions d'un côté et cinq de l'autre (dans ce cas là, personne ne gagne ni ne perd) [1.3] | |
Vocabulary | Game | |
Updated on 2023/01/12 |