Entry |
vaky
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Enti-milaza zavatra potika noho ny olona na vely nahazo azy na noho ny fianjerany: Vaky ny solomasoko Simba, rava: Vakin' ny rano ny fefiloha Miseho: Vaky masoandro Fantatry ny olona rehetra: Vaky izao ny tsiambaratelony Enti-milaza ny ravina, ny voa, ny vony vao mivelatra: Vaky ravina ny zavamaniry amin' ny lohataona
[1.1]
|
Explanations in English | Broken, as glass; split; split open [1.7]
|
Explanations in French | Brisé, comme le verre; fendu; partagé [1.8]
|
Derivatives |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Proverbs |
|
Entry |
vaky
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Sila-javatra potipotika, poti-javatra: Voan' ny vakin-tavoahangy ny tongotro Fanasaratsarahana ny teny voasoratra mba hahazoana ny hevitra lazaina: Vaky teny malagasy [1.1]
|
Explanations in French | Morceau, partie ; les diverses parties d'un bourgeon qui s'ouvre [1.196]
|
Compound words |
|
Proverbs |
|