|
|
|
|

Entry1  voavaky (vaky)
Part of speech  2  past participle
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  3  fendu, cassé, rompu
4  traversé
5  lu, publié
6  accusé, convaincu [1.3#802]
Examples  7  Ary nony voavaky ireo, dia nivavaka aho; [2.59]
8  Ny vehivavy, ao ny miratitra ny kitay voavaky, ao ny mantsaka rano, mahandro na manasa lamba. [2.472]
9  Rahefa tapitra voavaky ny boky fialam-boly dia voatery nitodika tany amin' ny boky fianarana. [2.471]
Synonyms  10  vinaky

Anagrams  11  akovavy, voavaky

Updated on 2023/01/20