| Entry | 1 vakina |
| Root | 2 vaky |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Potehina: Novakin' ny ankizy ny fitaratray
9 Tresahina, sasahina: Vakio roa io hazo fisaka io 10 Simbana, ravana, robaina: Novakin' ny sasany ny tranony 11 Lalovana eo afovoany: Vakin' ny arabe migodana ny tanà nanay 12 Aseho ho fantatry ny be sy ny maro: Novakin' ny fokonolona teo anatrehan' ny mpitsara ilay mpangalatra 13 Saratsarahina ny teny voasoratra mba hahazoana ny hevitra lazainy: Vakio ireo teny amin' ny petadrindrina ireo. [1.1] |
| Explanations in French |
14 qu'on fend dans le sens de la longueur, qu’on casse
15 qu’on traverse 16 qu’on met en déroute 17 qu’on accuse [1.3] |
| Examples |
18 Vilia tsara dia tsara no novakin' ilay adala (Cet imbécile a cassé une assiette magnifique)
[1.3]
19 Novakinay ny ala manontolo (Nous avons traversé toute la forêt) [1.3] 20 Tsy azo vakina ity soratra ity (On ne peut pas lire cette écriture, cette écriture est illisible) [1.3] 21 Novakinay teo anatrehan'ny mpitsara ny mpangalatra (Nous avons accusé le voleur auprès des juges) [1.3] |
| Combinations | 22 2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word vakina |
| Proverbs | 23 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 24 ankavy, 25 kavina, vakina, 26 vanika |
| Updated on 2026/04/21 |
|