Entry (1/2) | 1 famaky (vaky) |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Fomba entina mamaky 4 Azo vakina: Boky tsy famakin' ny ankizy itony [1.1] |
Explanations in French |
5 ce qu'on peut fendre, manière de fendre [1.3] |
Phytonyms |
|
Entry (2/2) | 7 famaky (vaky) |
Part of speech | 8 noun |
Vocabulary |
9 Tools |
Explanations in Malagasy |
10 Karazam-piasana vy misy tahony hazo, izay atao hoe zarany, amakiana kitay na iasana amin' ny rafitra [1.1] |
Explanations in English |
11 An axe, a hatchet. [1.2] 12 an ax, a cleaver [1.7] |
Explanations in French |
13 hache [1.3#802, 1.8] |
Examples |
14 Ny voan' ny famaky mandoa lasiray. [1.437#] 15 Hay mavesatra be iny famaky iny, hoy izy. [2.332#] |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Proverbs | 20 Proverbs containing the word famaky |
Article |
21 Randzavola: famaky ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2023/02/16 |