|
|
|
|

Entry1  tsindrona
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
Vocabulary  8  Health
Explanations in Malagasy  9  Fandoahana na famelezana amin' ny lohanjavatra maranitra: Ny tsindron' ny paingotra
10  Fitsaboana amin' ny fampidirana ranom-panafody amin' ny tena amin' ny alalan' ny fanjaitra misy loaka: Ny tsindrona no nahasitrana azy [1.1]
Explanations in English  11  the act of pricking
12  a hypodermic injection [1.7]
Explanations in French  13  action de piquer
14  piqûre de médicament [1.8]
Compound words 

Anagrams  16  Tsindrano, tsindrano, tsindrona

Updated on 2023/08/17