|
|
|
|

Entry (1/2) 1  manindrona
Root  2 tsindrona
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mandoaka na mamely amin' ny lohanjava-maranitra, manilo: Manindrona ny paingotra
9 Manatrobaka amin' ny fanjaitra loaka misy fidiran' ny ranompanafody: Tsy mahay manindrona io mpitsabo io [1.1]
Explanations in English  10 to prick, to goad; to give a hypodermic injection [1.7]
Explanations in French  11 piquer; donner un médicament par piqûre [1.8]

Entry (2/2) 12  manindròna
Root  13 tsindrona
Part of speech  14  imperative of active verb manindrona [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  manindròna, manindrona

Updated on 2026/08/15