|
|
|
|

Entry1  tsindronina
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Loahana na asiana amin' ny lohan-javatra maranitra: Notsindronin' Ikoto tamin' ny fitrebika ny omby ka nitroatra
Trobahana amin' ny fanjaitra loaka fidiran' ny fanafody: Notsindronin' ny Dokotera ny zandrinay nanavy omaly
Root  4  tsindrona
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Anagrams  9  itsindronan, natsindrony, nitsindrona, notsindrian, tsindroanin, tsindronina

Updated on 2025/01/21