|
|
|
|

Entry 1  atsindrona
Root  2 tsindrona
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Entina manindrona [1.1]
Explanations in English  9 Used of that employed to pierce or goad with [1.2#704]
Explanations in French  10 Ce avec quoi on pique, on perce [1.3#776]
Examples  11  atsindrona ny marary ny fanafody. [2.117#]
12  Ny ranon' erika arahim-pasika mifafy eny amin' ny hoditra, dia toy ny fanjaitra arivoarivo atsindrona ny tena, ary ny fifetaky ny akanjo vonton' ny orana mifangaro sira dia nampangatsiaka hatramin' ny taolana. [2.5#]

Anagrams  atsindrona, 13 tsindroana

Updated on 2026/04/19