|
|
|
|

Entry 1  tontana
Root  2 tonta
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Zerana: Notontany vato aho
9 Velezina: Tontay kanonta io alika io
10 Asiana: Notontan' ny fofoka aho ka nandamaka tao am-pandriana [1.1]
Synonyms  11 tontafana

Anagrams  12 antonta, 13 tantano, tontana

Updated on 2026/04/22