|
|
|
|

Entry 1  tontafana
Root  2 tonta
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Zerana: Notontafany vato aho
9 Velezina: Tontafy kanonta io alika io
10 Asiana: Notontafan' ny fofoka aho ka nandamaka tao am-pandriana [1.1]
Synonyms  11 tontana

Updated on 2026/04/22