|
|
|
|

Entry (1/2)1  rovitra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Sombinjavatra rotika: Notehiriziny ny rovitry ny saina [1.1]
Proverbs  4  Proverbs containing the word rovitra

Entry (2/2)5  rovitra
Part of speech  6  adjective
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Passive verbs :
9  Relative verbs :
10  Names :
Explanations in Malagasy  11  Nisy sombin' ny tenany triatra ka niala, tataka, rotika: Rovitra ny lambako / Rovita alohan' ny aina
12  Simba, tapaka: Rovitra ny fihavanana
13  Voasamatsamaka, misaritaka: Ho rovitra ny fanjakana raha mitohy izao tsy fifankahazoan' ny mpitondra izao [1.1]
Explanations in English  14  torn [1.7]
Explanations in French  15  déchiré [1.8]
Morphology 
16  Imperative :
Synonyms  17  triatra, riatra, mitsiaka, mitsiatsiaka, mitriatra, mitsefaka, misalasalaka, tataka, tata-bitrana, kotika, rota, rotika, mivorikitsay, tsy misy hitomboham-pilo
Compound words 
Titles 
Proverbs  20  Proverbs containing the word rovitra

Anagrams  21  rivotra, rovitra, virotra, voritra

Updated on 2020/07/31