Entry | 1 tomombana |
Root | 2 tombana |
Part of speech | 3 adjective |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
9 Vita tsara tanteraka, lavorary: Tomombana ny fanomananay ka dia hatomboka ny lanonana [1.1] |
Explanations in French |
10 accompli, parfait, achevé [1.3] |
Examples |
11 Na voly vary aza tsy tomombana raha tsy eo aho. [2.117] 12 Matokisa ahy hianareo, matokisa fa ho tomombana ny zavatra rehetra! [2.113] |
Compound words |
|
Anagrams | 14 manombota, tomombana |
Updated on 2020/07/31 |