Entry fahatomombanana (tomombana (tombana))
Part of speech noun
Examples 
1Tsy azo ialana ny jiny, hoy ny poeta, tsy maintsy atao ny sorona fa izay no manala ny "ratsy" eo amin'ny fiainan'ny olona ary mitondra amin'ny fahatomombanana [2.606]
2Raha tsy izany, mitombina ny ahiahy amin' ny « itsinjarana ny fahefana » mikasika ny lesoka eo amin' ny fifandraisan' ny rantsana isan-tokony eo amin' ny fahatomombanana izay indrisy tsikaritra matetika eo amin' ny Fanjakana foibe [4.27]
Morphology 
Simple : fahatomombanana, fahatomombanako, fahatomombananao, fahatomombanany, fahatomombanantsika, fahatomombananay, fahatomombananareo, fahatomombanan', fahatomombanan-, fahatomombanam-, fahatomombana-
Prefixed : -pahatomombanana, -pahatomombanako, -pahatomombananao, -pahatomombanany, -pahatomombanantsika, -pahatomombananay, -pahatomombananareo, -pahatomombanan', -pahatomombanan-, -pahatomombanam-, -pahatomombana-

Updated on 2023/01/20