|
|
|
|

Entry tombana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny bainga avadiky ny angady amin' ny fiasana ny tany. [1.1]
Explanations in French Les mottes de terre qu'on a soulevĂ©es en travaillant la terre [1.3]
Examples Noho izany, nandefasany iraka hizaha ny vary maitso eny an-tanimbary, hanombana ny akotry tokony hiakatra amin' iny mahiry iny, dia izay tombana izay no takina amin' ny tompon-tanimbary rahefa tonga ny fararano. [2.472]
Derivatives 

Entry tombana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Faminavinana izay tokony ho vidin' ny zavatra iray: Araka ny hevitrao, ohatrinona no tomban' ity trano ity? [1.1]
Examples Eto tsy akory tsy misy tombana, fa ny tena vidiny no izany nolazaiko izany. [2.472]
Derivatives 

Updated on 2023/06/17