Entry (1/3) | 1 sisika |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy | 3 Zavatra aiditra amin' ny hafa: Asiana sisika ny hazo eo am-panatsofana azy 4 Fanatsofohana, na fampidirana: Sisi-bola 5 Fanaovana zavatra an-ditra na ivelan' ny asa aman-draharaha fanao andavanandro 6 Zavatra na vola omena lehibe hanolikolena azy: Tokony hofadina ny monòme sisika ny mpiasam-panjakana [1.1] |
Explanations in English | 7 forced in between [1.7] |
Explanations in French | 8 qu'on pousse et insère entre des choses [1.8] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Analogs | 15 tsolotra, gaka, kolikoly |
Compound words |
|
Entry (2/3) | 17 sisika |
Part of speech | 18 noun |
Vocabulary |
19 Linguistics |
Explanations in Malagasy | 20 Kianteny kely atsofoka na asisika ao anaty fototeny mba hanaovana sampanteny, ohatra -in- atsofoka ao aorian' ny f amin' ny teny hoe fidy dia ahazoana ny hoe finidy [1.1] |
Synonyms | 21 tsofoka |
Entry (3/3) | 22 sisika |
Part of speech | 23 noun |
Vocabulary |
24 Economy: printing, drawing |
Explanations in French | 25 blanc de casse [1.13] |
Compound words |
|
Updated on 2023/06/19 |