| Entry | 1 misisika |
| Root | 2 sisika |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Miditra, mitsofoka, milatsaka: Misisika amin' izao raharaha rehetra izao Rangahy io
9 Mitsofoka amim-pahakingana: Nisisika tao ampovoan' ny vahoaka ny anao lahy ka tsy hita 10 Manao ditra hitsofoka, manao izay hidirana: Nosakanana izy nefa nisisika tao antrano ihany 11 Mitsofoka tsy hita akory, tsy nampoizina: Nisy vola roanjato nisisika tao anaty boky [1.1] |
| Combinations | 12 1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word misisika |
| Proverbs | 13 Proverbs containing that word |
| Updated on 2026/04/21 |
|