|
|
|
|

Entry (1/2) 1  kolikoly
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  13 Tambitamby misy hafetsena, fanaovana izay hahafaly mba hanambakana
14 Vola omena mpiasam-panjakana ivelan' ny karamany mba hanambatam-tiazana azy hanao zavatra ho an' ny tena manokana: Nandray kolikoly indray Rakoto
15 Tsolotra, gaina, kojikojy, kejokejo, totohondry vola, sisi-bola. [1.1]
Explanations in English  16 coaxing; a bribe [1.7]
Explanations in French  17 cajolerie; pot-de-vin [1.8]

Entry (2/2) 18  kolikoly
Part of speech  19  noun
Explanations in French  20 [Betsileo] Prémices de la récolte qu'il convenait d'offrir au seigneur. Surtout pour la culture du riz. [1.196]
Vocabulary  21  Botany
Synonyms  22 lohavoly

Anagrams  kolikoly, 23 lokiloky

Updated on 2026/04/22