Entry sisihana (sisika)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Ampidirana, anatsofohana zavatra, ka matetika somary ankery: Sisihana vy ny vatankazo mba hamakiana azy / Isan' efa-taona dia sisihana andro iray ny taona ka amin' ny faran' ny fevrie no atao izany
Ampidirana kely: Nosisihako teny kely ho an' i Dadatoa tao amin' ny taratasy nampitondraiko ho an-dRakoto [1.1]
Morphology 
Present : sisihana, sisihako, sisihanao, sisihany, sisihantsika, sisihanay, sisihanareo, sisihan', sisihan-, sisiham-, sisiha-
Past : nosisihana, nosisihako, nosisihanao, nosisihany, nosisihantsika, nosisihanay, nosisihanareo, nosisihan', nosisihan-, nosisiham-, nosisiha-
Future : hosisihana, hosisihako, hosisihanao, hosisihany, hosisihantsika, hosisihanay, hosisihanareo, hosisihan', hosisihan-, hosisiham-, hosisiha-
Imperative : sisiho
Synonyms sisifana
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20