|
|
|
|

Entry1  refy
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Space
Explanations in Malagasy  4  Halavana mitovy amin' ny halavan' ny sandry roa mitsotra tsara (ny refy dia sahala amin' ny mamakitratra indroa, na zehy imbalo na tondro inenina amby sivifolo, ka mitovy amin' ny 1, 75 metatra eo ho eo amin' ny fandrefesana ampiasaina ankehitriny) [1.1]
5  Halavana: Zahao kely ny refin' ity latabatra ity. [1.1]
Explanations in English  6  A fathom, about six feet; any unit of linear or surface measure [1.7]
Explanations in French  7  Brasse, 1 m 80, environ; unité quelconque de mesure linéaire [1.8]
8  Dimension, mesure; cote [1.13]
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :
11  Relative verbs :
12  Nouns :
13  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  31  Proverbs containing the word refy

Anagrams  32  fery, refy

Updated on 2023/06/08