Entry fandrefesana (refy)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fijerena firy refy ny haavon' ny zavatra iray; famantarana ny halavan' ny zavatra iray; fitaovana entina mandrefy [1.1]
Explanations in French Mesure, mesurage [1.13]
Examples 
1Tsy nisy loatra ny adi-varotra, fa metatra hazo no fandrefesana. [2.356]
2eo amin' ny iray metatra eo ho eo amin' ny fandrefesana ankehitriny. [2.436]
3Nandefa vadintany nankany Isandra Andrianampoinimerina nitondra ny vata famarana sy ny mizana ary ny fandrefesana mba hampiasaina any. [2.508]
Compound words 
Articles 

Updated on 2023/08/11