Entry | 1 fandrefy (refy) |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fomba entina mandrefy [1.1] |
Explanations in French |
4 ce qu'on peut mesurer, manière de mesurer [1.3#521] 5 appareil de mesure [1.13] |
Examples |
6 Samy diso fandanja sy diso fandrefy: ka iza àry no itokianao sy itokian' ny olona hahalala ny marina? [2.296#] |
Compound words |
|
Updated on 2023/01/07 |