|
|
|
|

Entry1  mandrefy
Root  2  refy
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mijery misy refy firy ny halavan' ny zavatra iray
5  Mamantatra ny halavan' ny zavatra iray. [1.1]
Examples  6  Manontany tena ihany aho indraindray raha hahavita mandrefy ny elanelana misy amin' ireo isika. [1.369#]
7  Tokony ny dokotera na mpiasan'ny fahasalamana izay afaka mandrefy ny fihenjanan'ny maso tsindraindray no manome ny fatrany. [2.424#]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word mandrefy

Updated on 2023/09/08