|
|
|
|

Entry (1/5)1  tsara
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
Explanations in Malagasy  8  Mahafinaritra jerena: Tsara izany raha trano
9  Manana toetra maha-izy azy: Fanjaitra tsara
10  Manana toetra takin' ny raharahany, mahafatra-po: Mpampianatra tsara; renim-pianakaviana tsara
11  Manana ny toetra ilaina ara-pitondran-tena; tsy misy hokianina: Olona tsara Rakoto
12  Vita tomombana ka mahatonga higàga; kanto: Tsara izay lahateny nataon-dRakoto izay!
13  Soa, mahasoa: Tsara ny hevitra nomeny ahy
14  Mahomby, mahasoa, misy vokany: Fanafody tsara; famaizana tsara
15  Mety: Tsara ny mangina raha misy miteny [1.1]
Explanations in English  16  good; well [1.7]
Explanations in French  17  bon [1.3#753, 1.8]
18  qui a de bonnes qualités, beau [1.3#753]
19  bien [1.8]
Examples  20  Dia nivady nifanara-draharaha tsara Andrianarisaina sy Rafotsiarifanahy, fa nitovy saina. [2.293]
Morphology 
21  Simple :
22  Imperative :
Compound words 
Phytonyms 
Toponyms 
Titles 
Proverbs  48  Proverbs containing the word tsara

Entry (2/5)49  tsa
Part of speech  50  imperative of adjective
Explanations in French  51  soyez bon [1.3]
Compound words 
Tables and plates  53  All the adjective imperatives

Entry (3/5)54  tsara
Part of speech  55  noun
Derivatives 
56  Relative verbs :
57  Names :
Explanations in Malagasy  58  Fanaovana izay hahafantarana ny marina, ny rariny; famakafakana sy fandanjalanjana atao mba hanavahana ny marina sy ny diso, ny tsara sy ny ratsy; fanapahana, fanelanelanana amin' ny olona miady. [1.1]
Explanations in French  59  jugement [1.3#753]

Entry (4/5)60  tsara
Part of speech  61  noun
Derivatives 
62  Active verbs :
Explanations in Malagasy  63  teny, resaka [Bara] [1.78]
Compound words 

Entry (5/5)65  tsara
Part of speech  66  noun
Vocabulary  67  Botany
Explanations in French  68  (sens général : bon, beau). Arbre à bois gris, peu durable, se détériorant à l'humidité. On en fait cependant des planches. Non identifié. [Bezanozano] [1.196]

Anagrams  69  satra, tarsa, tsara, tsarà, satra, tarsa, tsara, tsarà

Updated on 2023/08/11