Entry | 1 tsy mahomby |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] tsy tsara, tsy manjary, tsy misy vidiny |
Examples |
4 [1.1] tsy mahomby miasa tany izy 5 [1.1] tsy nahomby ny tetik' ireo nandroba tany Toamasina 6 [1.1] tsy hahomby ny zokinao akory inao, fa aza minaikanaika aminy |
Elementary words | 7 tsy, mahomby |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |