Entry |
mitomany
(tomany (tany))
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mandatsa-dranomaso miaraka amin-tsento noho ny alahelo: Mitomany ny zazakely fa ampangino Mangataka, mitalaho mafy amin-dranomaso: Nitomany ny ho any Iarivo foana izy.
[1.1]
|
Explanations in English | To cry for something [1.7]
|
Explanations in French | Pleurer après quelque chose; pleurer [1.8]
|
| [Sakalava-Mayotte]
[ mitomañy ] Pleurer [1.405]
|
Examples |
1 | Nitomany indray izay rehetra nanatrika teo, indrindra fa Razaimalala.
[2.324]
|
2 | Sady nigogogogo nitomany indray izy...
[2.470]
|
|
Morphology |
Present : |
mitomany |
Past : |
nitomany |
Future : |
hitomany |
Imperative : |
mitomania |
|
Compound words |
|
Quotes |
Proverbs |
|