| Entry | 1 tomany |
| Root | 2 tany |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
14 (t ~ om ~ any) Ranomaso miaraka amin-tsento noho ny alahelo: Atsaharo ny tomany
15 Mandatsa-dranomaso miaraka amintsento noho ny alahelo: Midona ny oran' Ankaratra, / Vaky tsipelana ny any Anjafy / Tomany tomany Razanaboromanga. (Hain-tenin' ny Ntaolo) [1.1] |
| Explanations in English |
16 to weep, to lament
[1.7] |
| Explanations in French |
17 pleurer
[1.8] 18 [tomañy] [Sakalava-Mayotte] pleurer [1.405] |
| Examples |
19 Fo mamelovelon' ny fitadiavan-kanina no mameno ny tratra-keliny, ka adiady madinidinika sy tomany matetitetika no hita amin' izy mianadahy avy.
[2.470#82]
|
| Proverbs | 20 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 21 antimo, 22 manito, 23 mañoty, manoty, 24 Timona, tomany |
| Updated on 2026/08/15 |
|