|
|
|
|

Entry 1  mitrifantrifana
Root  2 trifantrifana
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Mirifadrifatra, mihavatravatra, mihoalahoala: Tsy mahay mipetraka tsara io zaza io fa mitrifantrifana lava izao [1.1]
[1.214#]
Examples  8  Nahatsiaro voky ilaikely, ka nody ho azy ny toeny falifaly sy mitrifantrifana. [1.214#]
Synonyms  9 mitrifana

Updated on 2026/04/22