Entry | misotro (sotro) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mitondra rano ao am-bava na mitroka amin' ny vava, dia mitelina: Misotro rano amin' ny zinga Misotro toaka: Mampalahelo fa nanjary nisotro Rakoto tato anatin' ny herintaona. [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To drink [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Boire [1.8] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word misotro | ||||||||
Anagrams | mirotso, misotro, somotry |
Updated on 2023/05/31 |
![]() |