Entry | 1 miboboka |
Root | 2 boboka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Misotro betsaka: Marary kibo i Koto fa nibobo-drano tany amin' izay nalehany tany [1.1] |
Explanations in English |
5 to drink to excess, to imbibe much, to saturate; to be satiated [1.2] 6 to drink too much [1.7] |
Explanations in French |
7 boire à l'excès [1.8] |
Examples |
8 Izay miboboka mandra-paharivan'ny andro ka ampirehetin'ny divay! [2.996] |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word miboboka |
Updated on 2023/01/17 |